Les vaccins Pfizer et Moderna sont les plus chers sur le marché. Il faut compter 19.5 euros pour une dose de ces vaccins, soit environ 175.000 ariary pour deux doses complètes. Les fabricants de Pfizer et Moderna ont augmenté leurs prix de vente, en septembre dernier, après une adaptation du vaccin aux variants du coronavirus.
Concernant Sinovac, le vaccin chinois, il est affiché au prix de 23 euros les 2 doses, soit 105.000 ariary.
Le vaccin Janssen, de Johnson & Johnson, coûte 8 euros la dose, soit 36.000 ariary.
Et enfin, AstraZeneca est commercialisé à 6 euros les 2 doses, l’équivalent de 27.500 ariary.
Le prix d’un vaccin est calculé en fonction du coût de production, des matières premières, du packaging, des frais de contrôle et du brevet.
Jusqu’ici, la communauté internationale achète souvent les vaccins à un prix inférieur pour en faire dons aux pays n’ayant pas les moyens de se procurer ces vaccins pour un grand nombre de la population. Â
Â
Tokony ohatrinona amin’ny sandam-bola malagasy ny vidin’ny vaksiny miady amin’ny COVID-19 iray?
Ny vaksiny Pfizer sy Moderna no lafo vidy indrindra. Eo amin’ny 175.000 ariary eo ny vidin’ny fatra anankiroa amin’ireo vaksiny ireo. Vao avy nampiakatra ny vidiny ireo mpanamboatra satria milaza izy ireo fa mahatohitra ny fiovan’endriky ny coronavirus vaovao ireo vaksiny ireo.
Ny vaksiny Sinovac indray, izay vita any Sina, dia 105.000 ariary ny vidin’ny fatra anakiroa.
Ny vaksiny Janssen, vokarin’ny Johnson & Johnson dia 35.000 ariary ny fatra iray. Fatra tokana ihany moa no ilaina aminy.
Ary farany, ny vaksiny AstraZeneca dia 27.500 ariary ny vidin’ny fatra anankiroa.
Tafiditra ao anatin’io vidiny io ny vola lany tamin’ny teknolojia nampiasaina, ny akora sy singa isankarazany, ny fonony, ny fanaraha-maso sy ny brevet.
Tsara marihina hoe mora kokoa ny hividianan’ireo fianakavimbe iraisampirenena ny vaksiny izay ho zarainy maimaimpoana any amin’ireo firenena tsy afaka mividy izany avy eo.