Comparable au syndrome des jambes sans repos, le syndrome de l'anus sans repos serait un nouvel effet de la COVID--19. Il a été découvert chez un patient japonais âgé de 77 ans. Lors de son hospitalisation, le patient a développé une gêne et des douleurs anales qui s'intensifient en fin de journée et se calment avec de l'exercice physique. La découverte de ce symptôme a surpris les chercheurs du monde entier, même s’il s’agit d’une première apparition. Le syndrome de l’anus sans repos est une variante du syndrome des jambes sans repos, qui est un trouble chronique caractérisé par un besoin urgent et irrésistible de bouger les jambes, associé à des sensations désagréables comme des picotements, des fourmillements, des tiraillements, une impression de décharge électrique au niveau des membres inférieurs survenant au repos.
Â
Fiantraikan’ny coronavirus vaovao ny « syndrome de l’anus sans repos »
Mitovy amin'ny soritraretin' ilay « syndrome des jambes sans repos » ihany izy io. Fiantraikan’ny COVID-19 vaovao indray ny syndrome de l'anus sans repos. Lehilahy Japoney iray 77 taona no nahitana azy. Nandritra ny fitsaboana azy tany amin'ny hopitaly, tsy nahazo aina izy noho ny fanaintainana tsapany tao amin’ny lavaka fivoahan’ny diky isaky ny hariva, saingy mitsahatra kosa izany rehefa avy mampiasa vatana izy. Vao sambany no nahitana ity soritr'aretina ity, kanefa dia nanaitra ny mpikaroka maro manerantany. Mitovy kazarana amin’ny syndrome des jambes sans repos ihany ny syndrome de l’anus sans repos. Iry voalohany izay fikorontanana maharitra tsapa eo amin’ny tongotra, te hanetsika ny ratsam-batany ambany sy te hamindra aingana foana ilay olona. Toy izao ny fisehony : mihenjana, misy manindrotsindrona, mangoritsina, ary ngoly, toy ny misy herinaratra izany anaty tongotra any rehefa maka aina.