Le laboratoire américain Merck a déposé une demande d’autorisation de sa pilule contre la COVID-19 auprès de l’Agence américaine du médicament. Selon un essai clinique effectué par le laboratoire, cette pilule réduirait de moitié les risques d’hospitalisation et de décès des patients atteints de la COVID-19. Merck prévoit même déposer des demandes similaires dans les autres pays du monde dans les mois à venir.
S’il est approuvé, ce médicament appelé Molnupiravir représenterait une avancée majeure dans la lutte contre la pandémie en diminuant assez facilement les formes graves de la maladie.
Laboratoara amerikanina iray nahavita nanamboatra fanafody atelina na pilina iadiana amin’ny COVID-19
Laboratoara amerikanina iray, antsoina hoe Merck, no nahavita nanamboatra fanafody atelina na pilina iadiana amin’ny COVID-19. Efa nametraka taratasy fahazoan-dalana hivarotra sy hanaparitaka izany izy ireo tany amin’ny Agence américaine du médicament. Araka ny andrana natao, dia mampihena amin’ny antsasany ny fisehoan’ny tranganaretina atahorana izy ity. Mampihena ihany koa ny risika mety hahafatesana vokatry ny coronavirus.
Efa mieritreritra sahady izy ireo ny hangataka fahazoan-dalana ihany koa any amin’ireo firenen-dehibe hafa ato anatin’ny volana vitsivitsy. Fandrosoana iray lehibe amin’ny ady atao amin’ny coronavirus ity fanafody atelina ity raha voamarina tokoa ny fahombiazany.