Quelle est la situation actuelle de la COVID-19 en Afrique ?
70 millions de tests ont été effectués depuis l’apparition du premier cas de coronavirus en Afrique, vers février 2020, selon l’OMS. Ces chiffres représentent seulement 5% de la population africaine. Officiellement, plus de 8 millions de cas confirmés sont enregistrés en date du 14 octobre 2021. Mais la branche onusienne suspecte 6 cas de coronavirus sur 7 passés inaperçus et n’ayant jamais été comptabilisés. Si l’on croit à cette théorie, le nombre de cas dans le continent pourrait atteindre les 59 millions depuis.
Concernant la vaccination, seuls un tiers des pays africains ont pu faire vacciner 10% de leur population. Mais la majorité ne dépassent pas 2% de couverture vaccinale. Toutefois, l’Afrique a une résilience supérieure du fait de la jeunesse de sa population.
Coronavirus : ohatry ny ahoana ny zava-misy aty Afrika amin’izao ?
70 tapitrisa ny isan’ny fitiliana vita taty Afrika hatramin’ny nahitana tranga voalohany, ny volana febroary 2020, hoy ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana. Izany hoe 5% n’ny mponina afrikanina ihany no natao fitiliana. Tamin’ireo dia 8 tapitrisa mahery no voamarina tamin’ny fomba ofisialy fa mitondra ny tsimokaretina hatreto. Saingy ny firenena mikambana ihany no nilaza fa ny ankabeazan’ny trangana coronavirus dia tsy nandalo fitiliana akory. Izany hoe mety mahatratra hatramin’ny 56 tapitrisa ny trangana coronavirus nisy teto Afrika.
Momba ny vaksiny indray, dia iray ampahatelon’ireo firenena afrikanina ihany no nahavita nanao vaksiny ny 10%n’ny mponina ao aminy. Ny ankoatr’izay dia tsy mihoatry ny 2% ny tahan’ny vaksiny vita. Na izany aza dia tombony ho an’ny Afrika ny manana tanora betsaka.