COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Sira Shimazaki
Pour les femmes, les douleurs abdominales ne doivent pas être prises à la légère, selon certains médecins.

Les maladies entraînant l’absence partielle ou totale des menstruations

La plupart du temps, les troubles hormonaux sont les principaux responsables de la perturbation du cycle menstruel. Liés à des problèmes psychologiques comme le stress ou la dépression, sur le long terme, les troubles hormonaux pourraient affecter la fertilité de la femme au point d’avoir des difficultés à enfanter, explique le Dr Rahaja Rafalimanana.

De plus, plusieurs maladies peuvent se cacher derrière l’absence partielle ou totale des règles. Il y a par exemple, la tuberculose génitale, l’imperforation hyménale, le cancer de l’ovaire ou du col de l’utérus. Lorsque ces maladies sont traitées à temps, la femme a plus de chance d’avoir des enfants, affirme le Dr Domoina Rakotonoely. 


Studio Sifaka · 2021-10-20 Fandaharana SANTENAKA - COULEUR DU SANG & TROUBLE HORMONAL

Ny fikorontanan’ny risikaina foana matetika no antony voalohany mahatonga ny tsy fahatongavan’ny fadimbolan’ny vehivavy. Avy any amin’ny ati-doha no mahatonga io fikorontanan’ny risikaina io. Izany hoe raha toa ka misy rarin-tsaina, reraka na kizintina dia mikorontana ny fibaikona ao anatin’ny loha ka tsy mamokatra araka ny tokony ho izy ireo risikaina. Sarotra hoan’ireo vehivavy tratran’io fikorontanana io matetika ny mahazo zazakely. Na raha mahazo dia kely anaka, hoy ny Dr Rahaja Rafalimanana.

Maro ireo aretina mahatonga ny vehivavy tsy mandeha fadimbolana mihitsy hatramin’izay niainany na tsy nandeha fadimbolana tanatin’ny fotoana maharitra. Isan’izany ohatra ny raboka mahazo ny tranon-jaza, ny homamiadana ao amin’ny tranon-jaza na ao amin’ny atodin’aina, eo ihany koa ny tsy fahavakisan’ny maha virjiny ilay vehivavy. Mety hiverina hisy fadim-bolana ary afaka miteraka soa aman-tsara ireo vehivavy raha toa ka voatsabo tsara ireo aretina ireo, raha ny fanazavan’I Dr Domoina Rakotonoely.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter