À Madagascar, la drépanocytose tue 3 enfants sur 4 si le dépistage n’est pas fait dès la naissance. Elle affecte les globules rouges et cause des douleurs et une fatigue intense. Mais comment cette maladie a-t-elle été traitée durant le confinement? Selon le docteur Ramanantoanina Farasoa, le suivi des personnes drépanocytaires a été fait par voie téléphonique pendant le confinement. Les gestes de renforcement contre la drépanocytose sont simples mais doivent être suivis à la lettre quotidiennement, comme se laver les mains, boire beaucoup d’eau, ne pas faire de gestes brutaux, faire ses vaccins et consulter le médecin si besoin.
Eto Madagasikara, zaza 3 amin’ny 4 no maty nohon’ny fahataran’ny fitiliana ny aretina faingosela na drépanocytose. Reraka sy manakotsako lava ny vatana, toy izay no fisehon’ny aretina. Fa nanao ahoana kosa ary ny fitsaboana ny faingosela nandritra ny fihibohana? Manazava ny dokotera Ramanantoanina Farasoa fa tamin’ny alalan’ny antso an-tariby no nanaovana ny fanaraha-maso ireo marary. Tsotra hoy izy ireo fihetsika tokony tandremana fa tsy maintsy atao isan’andro, toy ny fidiovana sy ny fisotroana rano matetika, ny tsy fanaovana fihetsika mahery setra, ny fanaovana vaksiny ary ny fizahana fahasalamana matetika.