COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Anna Shvets
Le ruban rouge, symbole de la lutte contre le Sida.

Les porteurs du VIH-SIDA peuvent être vaccinés contre la COVID-19

“Le confinement causé par la pandémie du coronavirus n’a pas épargné les personnes vivant avec le VIH/SIDA. Nous avons eu beaucoup de difficultés pour avoir nos doses de médicaments quotidiens vu le trajet vers les hôpitaux et faute de moyens de transport. Par conséquent, certains patients ont vu s’aggraver leur maladie tandis que d’autres ont succombé. Cette situation a renforcé notre solidarité”. Tel est le témoignage d’un jeune homme malgache qui souhaite préserver son anonymat.

Le rapport sexuel non-protégé n’est pas le seul mode de transmission du VIH/SIDA. Les bactéries, les virus et les parasites en sont les principaux agents responsables. C’est une maladie chronique et incurable jusqu’ici. Le traitement se fait quotidiennement et à vie, même sans la présence de signes cliniques. Toutefois, les personnes vivant avec le VIH-SIDA peuvent être vaccinées contre la COVID-19, selon le docteur Mahanina Rajaonarivony.


Studio Sifaka · 2021-10-08 Fandaharana SANTENAKA - PERSONNES VIVANT AVEC LE VIH ET COVID - 19

“Nisedra olana maro izahay mitondra ny VIH/SIDA nandritra ny fihibohana vokatry ny valan’aretina coronavirus. Maro no tsy afaka nanaraka fitsaboana noho ny fahalaviran’ny toeram-pitsaboana sy ny tsy fisian’ny fitanterana nandritra izany. Nisy nihombo ny aretiny, nisy koa ny namoy ny ainy. Nanamafy ny firaisankina teo aminay anefa izany”. Fijoroana vavolombelona nataon’ny tovolahy malagasy iray izay tsy hotononina anarana.

Tsy ny fanaovana firaisana ara-nofo tsy voaaro ihany no ahazoana ny otrik’aretina VIH/SIDA. Maro no mety ahazoana azy, toy ny bakteria, ny virosy ary ireo parazita samihafa tafiditra amin’ny vatana ka miotrika maharitra ao. Hatreto, mbola tsy ahitana fanefitra izy io.

Tsy maintsy mihinam-panafody isan’andro ary mandritra ny androm-piainany noho izany ireo olona mitondra io valan’aretina io na dia tsy misy fambara ety ivelany ary izany. Na izany ary, afaka manao ireo vaksiny miaro amin’ny coronavirus ny olona mitondra ny VIH/SIDA satria manamafy ny hery fiarovan’izy ireo izany hoy ny dokotera Rajaonarivony Mahanina.

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter