Ce sous-variant est connu sous le nom de séquence AY.4.2. Il a été observé par l’OMS depuis juillet dernier. Il comporte trois mutations supplémentaires par rapport au variant Delta.
Pour l’heure, les preuves sont faibles pour indiquer si ce sous-variant est plus contagieux par rapport au variant Delta. Jusqu’ici, il est beaucoup plus présent au Royaume-Uni et dans 43 autres pays, notamment en Europe mais aussi en Israël. Pour François Balloux, directeur de l’Institut de génétique de l’UCL à Londres, le AY.4.2 est encore rare et ne semble pas poser le même risque élevé de transmission que d’autres souches.
Des études épidémiologiques et en laboratoire sont en cours pour évaluer et prévenir la propagation de ce sous-variant du Delta.
Inona no fantatra hatreto momba ilay sous-variant Delta nolazain’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana momban’ny fahasalamana ?
AY.4.2 no anarana iantsoana io sous-variant io. Tany amin’ny volana jolay 2021 no nanomboka nipoitra sy hitan’ny OMS ny fisiany. Raha oharina amin’ilay variant Delta tany amboalohany, dia ahitana fiovanendrika 3 izy io.
Tsy mbola ampy nefa ny vaovao azo hatreto ilazana hoe mahery vaika kokoa noho ny variant Delta ve izy ity sa tsia. Fantatra kosa fa any Royaume-Uni no tena hahitana azy, miampy firenena 43 hafa, ny ankamaroany any Eoropa. Fa any Israël ihany koa dia efa hahitana izany. Raha ny hevitrin’nyfilohan’ny l’Institut de génétique de l’UCL any Londres, François Balloux, dia mbola vitsy ny trangana aretina nahitana ity sous-variant Delta ity.
Mitohy araka izany ny fanaraha-maso momban’ny fivoarany.
Â