Selon les récents résultats des analyses de données faites par des scientifiques israéliens sur des Israéliens de plus de 16 ans, ayant reçu deux doses de vaccin avant juin 2021, l’immunité vaccinale contre la COVID-19 pourrait diminuer en quelques mois en Israël.
Suite à la campagne de vaccination sous Pfizer en décembre 2020, une baisse du nombre de cas a été enregistrée jusqu’en mi-juin 2021. Cependant, l’arrivée du variant Delta aurait causé une recrudescence d’infections, passant de 68% à 98%, en seulement 15 jours. Les vaccins auraient perdu un peu de leur efficacité face au Delta. Avec 8.000 cas confirmés en fin août 2021 contre 40 en mai 2021, leur conclusion renvoie à la diminution progressive de l’immunité vaccinale.
D’après les précédentes études sur le sujet, l'immunité vaccinale pourrait durer plusieurs années, voire des décennies. Pour l’heure, aucune autre étude ne permet de confirmer la courte durée de la protection vaccinale contre la COVID-19, dans d’autres pays.
Inona no fantatsika momba ny fahalefena tsikelikely ny herin’ny vaksiny hiadiana amin’ny COVID-19 any Israely?
Araka ny valin'ny famakafakana nataon'ny mpahay siansa israeliana momban’ireo israeliana 16 taona mahery izay nahazo fatra roa tamin'ny vaksiny hiadiana amin’ny COVID-19, talohan'ny jona 2021, hita fa nihena, tao anatin'ny volana vitsivitsy, ny herin’ny vaksiny manohitra ny COVID-19 any Israely.
Taorian'ny fanaovam-baksiny Pfizer faobe tany Israely tamin'ny Desambra 2020, nihena ny isan'ny tranga, hatramin'ny tapaky ny volana jona 2021. Kanefa, noho ny fahatongavan'ny variant Delta, niakatra ho 68% ka hatramin'ny 98% ny tranga tao anatin'ny 15 andro ny isa. Raha ny fehin-kevitr'izy ireo, mety lefy tsikelikely noho ny fisian’ny Delta ny herin’ny vaksiny. Ny antony : niakatra 8.000 ny tranga tamin'ny faran'ny volana aogositra 2021 raha 40 tamin'ny Mey 2021. Â