Dans le cadre d’une collaboration internationale, des chercheurs de l’Inserm, de l’Université, du CHU et de l’Institut Pasteur de Lille, se sont mobilisés afin d’identifier et de confirmer l’effet direct du SARS-CoV-2 sur les vaisseaux sanguins du cerveau.
D’après une publication de Nature Science, des symptômes neurologiques seraient apparus pendant la maladie aiguë, causés par la possibilité d’une pathologie microvasculaire dans le cerveau des patients infectés par le SRAS-CoV-2. Ce qui expliquerait les signes et les symptômes, comme l'insuffisance respiratoire pouvant être une cause des troubles au niveau du système nerveux central.
Toujours d’après ce rapport, chez les sujets atteints du coronavirus et du syndrome respiratoire aigu sévère, le virus pourrait endommager les petits vaisseaux cérébraux et provoquer des symptômes neurologiques. Certaines cellules tenues de protéger le cerveau pourraient ainsi se retrouver affectées par un phénomène de mort cellulaire.
COVID-19: mety misy fiatraikany amin’ny atidoha ve ny tsimokaretina any aoriana ?
Araka ny navoakan'ny Nature Science, ireo olona izay niaina tranga atahorana na forme grave tamin’ny coronavirus dia mety nisehoana soritr’aretina hafa tany amin’ny atidoha.
Nivondrona ireo mpikaroka avy ao amin'ny Inserm, ny Oniversite, ny CHU ary ny Institut Pasteur de Lille, hamantatra sy hanamafy ny fisian’ny fiantraikan'ny SARS-CoV2 any amin’ny atidoha izany.
Ireo lalandrà madinika ao amin’ny atidoha no fantatra fa mety hitondra takaitra. Fisehoany anakiray izao ohatra ny fahasarotan’ny fisefoana, izay singa iray maneho fa misy tsy fahatomombanana ny fiasan’ny atidoha.
Araka ny voalazan'ity tatitra ity ihany koa, dia atahorana ho faty ireo sela sasany any amin’ny atidoha vokatry ny fandalovan’ny SARS-cov-2 tamina olona iray, tao anaty tranga atahorana.