Le lait maternel est suffisant jusqu’au sixième mois du bébé. Après cela, les médecins donnent des conseils sur les compléments à ajouter à cette alimentation pour que le bébé grandisse bien. Le Dr Rakotoarisoa Julie, pédiatre et responsable du planning familial au sein de l’hôpital d’Ambohimiandra nous en dit plus dans Santénaka.Â
Ampy ny zaza ny nonon-dreny mandrapahatonga ny faha enim-bolany. Aorian’izay kosa dia manoro hevitra ny mpitsabo amin’izay fanampin-tsakafo omena mba hampitombo tsara azy. Miresaka misimisy momba izay ny Dr Rakotoarisoa Julie, Mpitsabo zaza ao amin’ny hopitaly Ambohimiandra sady tomponandraikitry ny fandrindram-piterahana, ao anatin’ny Santénaka.