COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Einladung_zum_Essen
La clé pour garder une bonne santé se trouve dans votre assiette.

Le rééquilibrage alimentaire, un mode de vie à adopter

Notre santé dépend de nos habitudes alimentaires. Les parents s’efforcent de donner à leurs enfants, dès la naissance, une alimentation équilibrée. Néanmoins, à l’âge adulte, les bonnes habitudes se perdent parfois à cause du rythme de vie soutenu.

Que prend le citoyen malgache au petit déjeuner ? Telle est la question posée aux riverains des quartiers de la capitale, Antananarivo. Face à un déséquilibre alimentaire, la solution proposée est d’adopter un « rééquilibrage alimentaire » qui est véritablement un mode de vie, loin de toute privation, selon le coach sportif et nutritionniste, Angelo Randrianandrasana.


Studio Sifaka · 2021-11-01 Fandaharana SANTENAKA_PETIT DEJEUNER & ALIMENTATION

Miankina amin’ny fahazarana ara-tsakafo ny fahasalamantsika. Rehefa mbola kely ny zaza dia voatandrin’ny ray aman-dreniny ny sakafo hoaniny. Rehefa mia-lehibe io zaza io dia very ilay fahazarana tsara amin’ny fihinana sakafo voalanjalanja sy ara-pahasalamana noho ny fanenjehana fotoana sns.

Inona ny sakafo maraina mahazatra ny malagasy? Io no fanontaniana napetraka tamin’ny mponina eto Antananarivo.

Fomba fiainana kosa ny fampiarana ny « rééquilibrage alimentaire » na fiverenana mihinana sakafo voalanjalanja, izay tokony ho ara-pahasalamana ary tokony ho havahana amin’ny atao hoe « régime », ny mpanazatra ara-panatanjahan-tena sady manam-pahaizana amin’ny fanjarin-tsakafo iray izahay, Randrianandrasana Angelo.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter