Les chiffres du Centre Européen de prévention et de contrôle des maladies, croisés avec ceux de l’université John Hopkins recensent environ 250 millions d’infections à la COVID19 dans le monde, à la date du 5 novembre 2021.
Selon le Graphics.reuters, Madagascar répertorie 43.632 cas de coronavirus, depuis le début de la pandémie, à ce jour. Plus de 85% d’entre eux ont recouvré la santé et le site du ministère de la santé publique comptabilise 941 décès, jusqu’en juillet dernier.
En outre, selon Ourworldindata, 0.7% de la population malgache est vaccinée contre 51% de la population mondiale, ayant déjà eu une première injection de vaccin contre la COVID-19. A côté, le gouvernement malgache avance un taux de vaccination de 2%.
Pour précision, toutes ces statistiques varient selon les définitions appliquées dans chaque pays et s’obtiennent en fonction des stratégies de dépistage.Â
COVID-19: areti-mifindra efa ho 250,000,000 izao no voarakitra eran-tany
Miisa 43.632 ny isan'ny olona mitondra ny tsimok'aretina coronavirus eto Madagasikara, hatramin'ny niandohan'ny valan'aretina ka hatramin'izao. Maherin'ny 85% amin'izy ireo no sitrana ary 941 no maty raha ny tatitra tao amin'ny tranokalan'ny ministeran'ny fahasalamam-bahoaka, hatramin'ny volana jolay lasa teo.
Araka ny Ourworldindata, 0,7%-n'ny Malagasy no vita vaksiny amin'ny 51%-n'ny mponina eran-tany, izay efa nisitraka fatra voalohany tamin'ny vaksiny miady amin'ny COVID-19.
Ny fanjakana malagasy kosa milaza fa 2% ny tahan’ny vaksiny. Marihina fa ireo antontan'isa rehetra ireo dia miovaova arakaraka ny famaritana ampiharina any amin'ny firenena tsirairay ary azo araka ny paikadin'ny fitiliana.