Selon l’OMS, le nombre réel de personnes contaminées en Afrique s'élèverait plutôt à 59 millions et non à 8,6 millions (chiffres récents de Graphic.Reuters).
Aux yeux de certains scientifiques, ce faible taux de contamination s’explique par une faible densité de la population, une faible circulation de personnes, des conditions climatiques différentes ou aussi, une immunité pré-existante grâce à d'autres vaccins en Afrique.
Cependant, suite à une analyse approfondie, réalisée via le calculateur Resolve to Save Lives et effectuée par l’OMS, le manque de tests explique le peu de cas déclarés en Afrique. 70 millions de tests y ont été effectués, depuis le début de la pandémie, sur une population de 1,37 milliard d'habitants.
Le taux de mortalité également faible, pour 220.000 décès au total, l’OMS avance aussi la théorie de la population plutôt jeune, soit moins à risque de développer des formes graves. D’autant que  « les estimations montrent qu'entre 65 et 85 % des infections à la COVID-19 en Afrique génèrent peu ou pas de symptômes».
Â
COVID-19: nahoana no ambany ny isan'ny tranga any Afrika?
Araka ny voalazan'ny OMS, mety ho 59 tapitrisa fa tsy 8,6 tapitrisa no tena isan'ny olona efa voan'ny valanaretina coronavirus aty Afrika.
Heverin’ireo mpahay siansa sasany, fa ny fahavitsian’ny mponina mipetraka amina toerana iray, ny fahavitsian’ny fivezivezen’ny olona, ny toetrandro sy ny toe-tany samihafa na koa, ny hery fiarovana efa ananan’ny afrikanina no mahatonga io isa io ho ambany.
Taorian’ny famakafakana nataon’ny OMS anefa, dia hita fa ny fahavitsian’ny fitiliana natao no mahatonga ireo tranga ho vitsivitsy aty Afrika. Fitiliana 70 tapitrisa no vita, hatramin'ny nanombohan'ny valan'aretina, tamin'ny mponina 1.37 miliara.
Ny taham-pahafatesana dia ambany ihany koa, 220,000 ny fitambarany. Tombony ho an’ny Afrika ny fananany mponina tanora. Kely na tsy misy soritraretina ny ankamaroan’ny trangana COVID-19 miseho aty.