« En début d’année prochaine, les vaccins contre la COVID-19 vont affluer en Afrique, mais un manque de seringues pourrait paralyser les progrès » des campagnes de vaccination, selon la directrice régionale de l’OMS, Matshidiso Moeti. Son signal d’alerte appelle à une augmentation rapide de production de seringues.
En effet, selon l’UNICEF, une pénurie de 2.2 milliards de seringues pour la vaccination contre la COVID-19 mais aussi pour la vaccination d’usage ferait défaut et ralentirait la campagne de vaccination en Afrique, depuis la dernière semaine d’octobre.
Même les seringues de 0,3 ml, plutôt utilisées pour l’administration du vaccin Pfizer-BioNTech, font défaut, même si les choix en Afrique se portent pourtant davantage sur Covishield.
Pour rappel, en Afrique, la semaine du 24 octobre, l’OMS a comptabilisé plus de 29.300 nouveaux cas. Cela renvoie à une baisse d’environ 30% par rapport à la semaine précédente. Toutefois, 10 pays africains demeurent résurgence, dont quatre avec une tendance à la hausse: le Gabon, le Congo, le Cameroun et l’Égypte, selon les derniers chiffres de l’OMS.
COVID-19: ny tsy fahampian'ny fitsindrona any Afrika
"Amin’ny fiandohan'ny taona ho avy, hitobaka any Afrika ny vaksiny COVID-19, kanefa ny tsy fahampian'ny fitsindrona na ny seringue no hamingana " amin'ny fampielezan-kevitra momba ny vaksiny, hoy ny talen'ny OMS, Matshidiso Moeti. Mitaky famokarana fitsindrona aingana izany.
Araka ny filazan'ny UNICEF, ny tsy fahampian'ny fitsindrona 2,2 lavitrisa ho an'ny vaksiny hiadiana amin'ny COVID-19 ary koa ho an'ny vaksiny mahazatra no hampiembotra ny fampielezan-kevitra any Afrika, nanomboka ny herinandro farany tamin'ny volana oktobra.
Tsy maharaka koa ny fitsindrona 0.3 ml izay fampiasa ho an’ny vaksiny Pfizer-BioNTech, na di any Covishield kokoa aza no tena maha resilahatra ny any Afrika.
Raha tsiahivina, tany Afrika, tamin’ny herinandron’ny 24 oktobra, nahitana tranga vaovao 29 300 mahery hoy ny OMS. Izany dia manondro ny fihenan'ny 30% eo ho eo ny isan’ny olona voa, raha oharina tamin'ny herinandro teo alohan’izay. Na izany aza, firenena afrikanina 10 no mbola, anisan'izany ny Gabon, ny Congo, ny Cameroon ary ny Egypta, araka ny tarehimarika farany navoakan’ny OMS.