A ce jour, environ 130 études ont été menées sur l’Homme concernant de nouvelles formes de vaccins, a déclaré la cheffe du département scientifique de l'Organisation des Nations Unies pour la santé, Soumya Swaminathan.
Parmi les nouveautés, figure le vaccin nasal. L'Institut national de recherche pour l'agriculture, l'alimentation et l'environnement, et l’University Tours en France comptent parmi les fondateurs du vaccin nasal.
Ce produit anti COVID-19 sera sous forme de poudre à injecter dans le nez. Comme son nom l’indique, le vaccin nasal a pour but d’empêcher le virus de pénétrer dans les muqueuses nasales, les narines étant les organes servant de première porte à l'infection.
Les expériences réalisées sur des animaux ont jusqu’ici été probantes. La prochaine étape est de procéder à des expériences humaines.
Cette option de vaccination par voie nasale pourrait être une solution au problème d’insuffisance de seringue, à condition que cette innovation réponde aux besoins sur une grande échelle, et que les essais sur les humains soient concluants.
COVID-19: miroso ny andrana vaksiny amin’ny endrika vovony araraka anaty orona
Manodidina ny 130 ny fanandramana natao tamin'ny olombelona momba ny karazana vaksiny vaovao, hoy ny lehiben'ny sampana siantifika ao amin'ny Firenena Mikambana momba ny fahasalamana, Soumya Swaminathan.
Anisan'ny zava-baovao ny vaksiny atao amin’ny orona. Ny Institut national de recherche pour l'agriculture, l'alimentation et l'environnement ary ny University Tours any Frantsa no anisan'ny nahita ity vaksiny ity. Izy io dia amin'ny endrika vovoka hararaka anaty orona hisorohana ny tsimokaretina tsy hiditra ao amin'ny lavak’orona, izay varavarana idiran’ny valanaretina.
Nahomby ny fanandramana natao tamin’ny biby hatreto ary ny dingana manaraka dia ny fanaovana andrana amin'ny olombelona.
 Mety ho vahaolana amin'ny tsy fahampian'ny fitsindrona ny vaksiny amin’ny orona raha voamarina fa tena miaro tokoa amin’ny COVID-19.Â