L’infertilité est différente de la stérilité. L’infertilité c’est la difficulté à concevoir un enfant malgré plusieurs tentatives. Il existe des astuces pour booster la fertilité. Le docteur Rafalimanana Rahaja, gynécologue, nous explique pourquoi des couples ont du mal à concevoir un enfant. Des maladies sexuelles, des trompes bouchées peuvent en être l’origine. Face à cela, le docteur nous avance des solutions pour y remédier. Mais, il est impératif de toujours consulter un médecin pour diagnostiquer ce que vous avez.
Rehefa sarotra mahazo zaza ny mpivady iray tsy midika fa momba izy izay. Misy fikafika hahafahana manafaingana izay fahazoana zaza izay. Manazava ny antony tsy hahazoan’ny mpivady iray zaza ny dokotera Rafalimanana Rahaja, manampahaizana momba ny vehivavy. Mety misy aretina ilay olona, na tsentsina ny lalan-jaza ohatra ny mahatonga izany. Manoloana izany, manoro izay tokony hatao ny dokotera nefa etsy an-daniny mila manatona mpitsabo foana hahafantarana izay mahazo anao.