Fréquents chez les malgaches, les maux d’estomac se manifestent de différentes manières chez les personnes que nous avons interrogées. Le médecin spécialiste de la gastroentérologie, Tovo Rabenjanahary, affirme quant à lui que, l’ulcère constitue le cas le plus fréquent rencontré à Madagascar. Ceci s’explique par notre manière de vivre depuis l’enfance. D’après le docteur Rabenjanahary toujours, les microbes responsables de l’ulcère se développent dans notre organisme dès l’enfance.
Aretina iray isan’ny hita sy re matetika eto Madagasikara ny aretim-bavony. Miovaova ny fitrangan’ny aretim-bavony arakarakin’ny fomba fiaina, fomba fisakafoana sy ny toe-batan’olona iray. Ilay aretim-bavony hoe « ulcère » matetika no tena hita eny amin’ny hopitaly hoy ny mpitsabo, manampahaizana manokana amin’ny fitsaboana vavony, Tovo Rabenjanahary. Manomboka any amin’ny fahazazana hoy hatrany izy no matetetika ahazoana ny mikraoba miteraka ity aretina ity.