Découvert le 24 novembre dernier, un nouveau variant de la COVID-19, appelé Omicron a fait apparition, et a déjà été détecté à La Réunion, en Espagne, au Portugal, au Royaume-Uni, aux Pays-Bas, en Autriche et en Italie.
Même si 66% des européens ont déjà été entièrement vaccinés, sa naissance remet en cause la nécessité d’une troisième dose de vaccin dans de nombreux pays européens. En plus d’être jugé « hautement transmissible » par les ministres de la santé du G7, de nombreux scientifiques craignent cette souche soit particulièrement résistante au vaccin.
L’OMS recommande aux pays d’évaluer les risques et de renforcer les mesures pour limiter sa propagation éventuelle. Pour ce faire, les interdictions de vols ont été imposées aux pays d’Afrique australe. Pour l’heure, la présence de ce variant n’a pas encore détectée à Madagascar. Cependant, la Grande Ile figure actuellement parmi les pays en liste rouge.
Â
Omicron, endrika vaovaon’ny COVID-19
Hita tamin'ny 24 novambra lasa teo fa misy endriny vaovao ny COVID-19, izay antsoina hoe Omicron, ary efa hita tany La Réunion, Espaina, Portugal, Royaume-Uni, Holandy, Aotrisy ary Italia izy.
Na dia efa vita vaksiny tanteraka aza ny 66%-n'ny Eoropeana, mampametra-panontaniana ny amin'ny filà na fatra fahatelo amin'ny vaksiny any amin'ny firenena eoropeanina maro ny fisiany. Raha ny nambaran'ny minisitry ny fahasalamana mivondrona ao amin’ny G7, voasokajy ho "tena mora mifindra" izy. Ny mpahay siansa koa dia manahy fa tsy tohitrin’ny vaksiny ito endriny vaovao ito.
Manamafy ny OMS fa tokony hanao fanombanana ny risika sy hanamafy ny fepetra hamerana ny fiparitahan'izy io, ny firenena rehetra. Nampiharina araka izany ny fandrarana ny sidina amin’ireo firenena any amin’ny faritra atsimon’i Afrika. Tsy mbola hita eto Madagasikara ny fisian’ity Omicron ity hatreto. Na izany aza, anisan'ireo firenena ao anatin'ny lisitra mena isika amin'izao fotoana izao.