32. Tel est le nombre de mutations du variant de la COVID-19, connu sous le nom d’Omicron. Le Delta ayant été plus sévère et ayant causé plus de dégâts à l’échelle mondiale, a compté 10 variants, selon Futura Sciences.
Comportant la protéine S, certaines des mutations d’Omicron, identifié sous le code B.1.1.529, sont aussi présentes chez d’autres variants. Certaines parmi ses mutations ont des effets connus sur l’échappement immunitaire et remettent en cause l’action du vaccin, selon certains scientifiques. Cependant, toutes ces mutations ne semblent pas influencer le comportement du virus. Par ailleurs, aucune forme grave sous Omicron n’a été relevée.
Pour l’heure, l’OMS ne s’est pas encore prononcée s’il s’agit d’un variant d’intérêt (VOI) ou plutôt d’inquiétude (VOC).
Â
Omicron: endrikin’ny COVID-19 miova foana
32. Io no isan'ny fiovana ao amin'ny endrin’ny COVID-19, fantatra amin'ny anarana hoe Omicron. Ny Delta, izay natahorana indrindra teo aloha dia nanana fiovana endrika karazany 10, araka ny Futura Sciences.
Misy proteinina S ny Omicron, izay mananana anarana hoe B.1.1.529 ihany koa, ary hita amin'ny endrika hafa ny COVID-19 izany. Ny fiovany endrika dia fantatra fa misy fiantraikany amin'ny fandosiran'ny hery fiarovana ary mampametraka fanontaniana momba ny asan'ny vaksiny, hoy ny mpahay siansa sasany. Na izany aza, tsy misy fiatraikany loatra any amin’ny herin’ny tsimokaretina ireo fiovana endrika ireo. Sady, tsy mbola misy ny fahasarotana noho ny Omicron voamarika hatreto.
Amin'izao fotoana izao, tsy mbola voatonona ny OMS na variant d’intérêt (VOI) izy io na na variant d’inquiétude (VOC).
Â