Karazana herisetra isan’ny tsy voaresaka matetika ny herisetra ara-bava na herisetra amin’ny alalan’ny teny. Misy fiantraikany amin’ireo olona iantefany anefa izany herisetra izany. Manomboka amin'ny teny maharary ka hatramin'ny fanebatebahana, eny fa na ireny hanihany ireny ary dia efa sokajiana ho herisetra am-bava hoy ny psychologue clinicienne Mihaja Rabenoro. Voarara ny lalà na ny herisetra amin’ny alalan’ny teny eto Madagasikara ary mampigadra ray hatramin’ny telo taona.
Les violences ne se limitent pas uniquement à celles qui font appel aux contacts physiques et qui laissent des bleus. Souvent oubliée, la violence verbale est aussi douloureuse et blessante que les autres formes de violences. La psychologue clinicienne, Rabenoro Mihaja définit la violence verbale comme une sorte d’intention de persécuter une personne à travers des paroles entrainant la dégradation psychologique de cette dernière. Très fréquents à Madagascar, la psychologue rappelle que la violence verbale est un délit puni par la loi malgache.