La première chose à faire est de réaliser un test de dépistage, TDR ou PCR. Il faut donc s’approcher des centres de santé de base ou d’autres laboratoires destinés à faire ce genre de test.
Si le résultat est négatif, le cas contact doit respecter 7 jours d’isolement car il est possible d’être contaminé par la Covid-19 même s’il n’y a pas de symptômes. S’isoler veut dire rester à la maison : ne pas se rendre au travail, à l’école, au marché et éviter aussi de recevoir des visiteurs à domicile. Il faut réaliser un contre-test passé ce délai, si ce 2e test est négatif et en l’absence de symptômes, l’isolement peut prendre fin.
Par contre, si le résultat du test est positif, il faut absolument retourner auprès d’un centre de santé de base ou d’un centre de traitement pour recevoir les soins nécessaires et connaitre les protocoles à suivre.
Inona ny tokony atao raha voasokajy ho « cas contact » ?
Ny tokony atao voalohany aloha dia ny manao fitiliana, TDR na PCR eny anivon’ny CSB2 na izay ivontoerana natokana ho amin’izany. Raha toa ka miiba ny valin’ny fitiliana, mila mihiboka mandritra ny 7 andro farafahakeliny ilay olona voasokajy ho “cas contact” io hijerena ny fivoaran’ny soritraretina aminy. Ny dikan’ny hoe mihiboka dia tsy mivoaka ny trano mihitsy, tsy mandeha mianatra na miasa na miantsena, sady tsy mandray vahiny ao antrano ihany koa. Mamerina fitiliana fanindroany indray rehefa tapitra io fe-potoana io.
Raha ohatra kosa ka miabo ny valin’ny fitiliana na hita fa mitondra ny tsimokaretina, ny tsara indrindra dia miverina eny amin’ny CSB2 na ivontoerana nanao fitiliana hahafantarana ny fitsaboana tokony atao sy ny torohevitra rehetra avy amin’ny mpitsabo.