Oui c’est tout à fait possible.
Il faut réaliser un test TDR ou PCR rapidement pour confirmer si vous êtes positif, même si vous ne présentez aucun symptôme. Il est aussi important d’informer votre entourage, vos collègues ou toute personne avec qui vous avez été en contact. Â
En effet, un individu complètement vacciné peut encore transmettre l’infection à d’autres personnes. Seulement, le risque de transmission est réduit à 50% selon le Conseil scientifique du Ministère de la Santé en France. Les médecins sauront donner les instructions et les soins nécessaires en fonction du résultat du test.
COVID-19 : mety hitranga ve hoe vita vaksiny nefa voasokajy ho « cas contact » avy eo ?
Eny, mety hitranga. Mila manao filitiana TDR na PCR aloha hamatarana hoe efa tafiditra ao anatin’ny vatana ve ilay tsimokaretina na dia tsy misy soritraretina miseho ary aty ivelany. Tokony ampahafantarina ny olona nifanerasera ihany koa ny zava-misy. Voaporofo mantsy fa mbola afaka mamindra tsimokaretina ny olona iray na dia efa nahavita vaksiny covid-19 feno aza.
Mihamalefaka kokoa ary mihena hatramin’ny 50% anefa ny risika mety hamindrany amin’ny manodidina azy raha ampitahaina amin’ny olona tsy vita vaksiny. Ao anatin’izany rehetra izany, dia tsara hatrany ny manatona mpitsabo na toerampitsaboana hahazoana torohevitra sy hahafantarana ny tokony atao.