Non, la vaccination ne peut pas rendre un test COVID-19 positif selon l’Institut national de la santé et de la recherche médicale en France. Que ce soit un test antigénique, un test PCR ou un autotest. Les fragments du virus utilisés dans les vaccins restent au point d’injection, c’est-à -dire au niveau du bras, et se dégradent en très peu de temps.
Par contre, il est possible d’avoir un résultat positif suite à une vaccination - avec un test sérologique. Celui-ci consiste à prélever du sang pour chercher la présence d’anticorps, or le vaccin va justement déclencher le développement des anticorps.
Mety mahatonga valina fitiliana miabo ve ny fanaovana vaksiny COVID-19 ?
Tsia, tsy mahatonga valina fitiliana miabo na positif ny fanaovana vaksiny COVID-19, hoy ny Institut national de la santé et de la recherche médicale any Frantsa. Na test TDR io na PCR. Mijanona ao amin’ny faritry ny sandry ihany mantsy ilay singana tsimokaretina ampiasaina anaty vaksiny ary mihalefy anaty fotoana fohy.
Mety hahazoana valina fitiliana miabo kosa ny test antsoina hoe sérologique, rehefa avy nanao vaksiny. Izy io mantsy dia atao avy amin’ny fakana rà ahitana raha namorona hery fiarovana ny vatana. Koa satria hamorona hery fiarovana mihitsy ny asan’ny vaksiny, dia rariny raha hitan’ny fitiliana sérologique izany ka hanomezany valiny miabo na positif.