Les chercheurs dans le monde entier s’intéressent actuellement au  variant « Omicron », une souche du coronavirus détectée dans l’Afrique Austral. Des chercheurs de l’Afrique Sud ont avancé, le 27 décembre 2021, l’éventualité que l’Omicron puisse devenir un vaccin naturel. Le variant Omicron a la faculté de neutraliser le variant Delta selon leurs observations. Un virologue de Bordeaux soutient également cette thèse. Ce variant circule plus rapidement au sein d’une population vaccinée, c'est-à -dire déjà protégée, il permet ainsi à leurs corps de produire plus d’anticorps. Les chercheurs dans le monde entier suivent de près cette découverte dans le but de pouvoir utiliser Omicron comme vaccin naturel. Le Docteur Martino Elie Fiononantsoa conseille quant à lui sur les précautions à prendre actuellement contre le coronavirus.
Mifantoka amin’ilay « variant Omicron », endrika coronavirus hita tao amin’ny tapany atsimon’i Afrika ireo mpikaroka manerantany. Nilaza ny voka-pikarohan’ireo mpikaroka tao Afrika atsimo fa mety ho lasa vaksiny voajanahary ny Omicron. Anton’izany ny toetrany izay maharesy ny variant Delta araka ny fanandramana izay nataon’izy ireo. Milaza ihany koa ny mpandinika momba ny valanaretina ao Bordeaux fa malaky mifindra ary mivezivezy amin’ireo olona efa vita vaksiny, izany hoe efa voaaro, ny Omicron ka mampitombo ny hery fiarovan’ireto farany. Manara-maso akaiky ity vokapikarohana ity ireo mpikaroka mba hitadiavana ny politika hahafahana mampiasa azy ho vaksiny voajanahary. Manome torohevitra kosa ny dokotera Fiononantsoa Martino Elie amin’ny fitandremana amin’izao fiparitahan’ny tsimokaretina izao.