Le pic des contaminations ou la phase aigüe de la pandémie pourrait prendre fin vers le mois de mars prochain en Europe, a déclaré le directeur général de l’organisation mondiale de la santé ce 24 janvier 2022.
Au moins 60% de la population européenne aurait été déjà en contact avec le variant Omicron. Une fois que cette vague sera calmée, une immunité globale va s’installer soit grâce aux vaccins, soit grâce à l’immunité conférée par une infection, explique-t-il. Ainsi, le nombre de nouvelles contaminations va baisser et se stabiliser pendant plusieurs mois.  Â
Toutefois, l’organisation onusienne demande à ne pas relâcher les efforts déjà déployés jusqu’à maintenant. Il faut accélérer la distribution des vaccins et se préparer à l’arrivée d’un éventuel nouveau variant.
Â
COVID-19 : antenaina hihena ny isan’ny tranga vaovao voamarina any Eoropa ato ho ato
Tokony ho tratra amin’ny volana martsa ho avy io ny isa farany ambony amin’ny tranga vaovao na pic des contaminations, ao Eoropa hoy ny tale jeneralin’ny sampandraharahan’ny firenena mikambana misahana ny fahasalamana, ny 24 janoary teo.
Farafahakeliny 60% isanjaton’ireo mponina ao Eoropa mantsy dia efa nifampikasoka tamin’ilay endrika vaovao Omicron avokoa. Heverina noho izany fa ho azo ny hery fiarovana iombonana, na avy amin’ny alalan’ny vaksiny io na avy amin’ny alalan’ny olona iray voan’ny COVID-19 ka sitrana. Hihena ny isan’ny tranga vaovao ary tsy hisy fiovana be intsony izany, ato anatin’ny volana maromaro.
Na izany aza, nangataka ny OMS ny hanohizana ireo ezaka rehetra efa natombokatra hatreto, toy ny fanaovam-baksiny. Ary miomana hatrany sao misy fiovan’endrika vaovao mipoitra.