COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©StockSnap
L'ocytocine est l’hormone produite par le cerceau lors de toutes relations affectueuses.

Les hormones responsables de nos bonnes humeurs

L’endorphine, la dopamine, la sérotonine et l’ocytocine sont les hormones du bien-être les plus populaires. Ils sont responsables de nos sauts d’humeur ou de nos sensations de plaisir intense. Notre corps produit ces hormones naturellement après une séance de sport, un rapport sexuel ou un sommeil, à travers un câlin ou par l’alimentation.

L’hyperphagie est un trouble du comportement alimentaire qui se manifeste par une envie extrême de manger. Contrairement à ce que l’on pourrait dire, les « hyperphagiques » ne sont pas gourmands, ils réagissent juste à des états de stress ou d’anxiété en mangeant plus qu’ils ne le devraient. L’hyperphagie peut mener à d’autres maladies comme l’obésité.  Selon le Dr Kolo Andriamanana, les femmes sont généralement plus susceptibles d’être atteintes de l’hyperphagie.

Studio Sifaka · 2022-02-02 Fandaharana SANTENAKA - HORMONE DU BONHEUR & HYPERPHAGIE

Misy karazany efatra ny tsirimpanentana mitondra fahafinaretana sy fahasambarana vokarin’ny vatan’olombelona: « Endorphine », « dopamine », « sérotonine » ary  « ocytocine ». Mety ho azo avy amin’ny alalan’ny sakafo, torimaso, fanatajahantena na fampiasam-batana, fifaneraserana amin’ny olon-tiana sns ireo. Amin’ny ankapobeny, raha araka ny tokony ho izy avokoa ny tahan’ireo tsirimpanentana ireo anaty vatana dia miteraka fahatsapana fahasambarana, fitoniana ary mampitombo ny fahatokisan-tena ho an’ilay olona izany.

Ny « hyperphagie » dia fikorontanana miseho eo amin’ny fomba fihinanan-kanina vokatry ny tsy filaminan-tsaina. Misakafo diso tafahoatra ny olona « hyperphagique » ary tsy mahatsapa akory hoe mihoatra ny tokony ho izy ny sakafo hohaniny. Matetika dia mitarika fahatavezana ho an’ilay olona izany. Mety ho mora handairan’ny rarin-tsaina ilay olona ka ny fomba hiatrehany izany dia ny fihinanan-kanina.  Ny vehivavy matetika no tratran’ity aretina ity hoy ny mpahay toetr’olona, Dr Andriamanana Kolo.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter