La rhinite allergique est différente de la grippe même si certains symptômes sont similaires à celle-ci. Selon le docteur Rabehevitra, la rhinite est généralement héréditaire, et peut se manifester à tout âge dans la vie d’une personne. Des particules non visibles à l’œil nu sont responsables de cette maladie. Elle peut être provoquée par une odeur, une nourriture, à la météo ou l’environnement où se trouve la personne. Le Docteur Paula nous en dira plus dans cette émission.
La période de pluie augmente les risques d’apparition des maladies hydriques et maladies de la peau, à cause des eaux salubres. Les bactéries vivant dans ces eaux usées pénètrent dans la peau et peuvent provoquer des problèmes de santé plus sérieux. Interview avec le Docteur William Razafimahatratra.
Samihafa ny allergie amin’ny orona sy ny sery, na dia mety hitovy aza ny fisehoany eo amin’ny olona iray. Zavatra manidina eny amin’ny rivotra tsy hita maso no mahatonga ny Rhinite allergique, ary misy toe batana efa natao hanao allergie izay mihitsy, manaranaka izy io. Misy antony mampihetsika azy, na vanin’andro izany, na fofona, na koa mety avy amin’ny sakafo. Hanazava mahakasika ity aretina ity ny Allergologue Paula Rabehevitra.
Ny rano maloto itsoboan’ny tongotra indrindra rehefa fahavaratra tahaka izao dia misy loto avokoa. Ao anatin’izany ny aretina ateraky ny bibikely monina ao, izay mitsofoka amin’ny alalan’ny takilidrano. Miovaova arakaraky ny faritra ny fisehon’izany, izay itondran’ny dokotera William Razafimahatratra fanazavana.