Oui, une femme enceinte peut potentiellement transmettre la COVID-19 à son bébé. Le virus est en effet capable d’infecter et de se propager dans le placenta humain, rapporte la revue scientifique Call Reports Medecine en novembre 2021. La COVID pourrait ainsi multiplier par deux ou trois le risque d’un accouchement prématuré ou le risque de mort du fœtus.
Chez le fœtus, les symptômes de la COVID-19 se présentent par des contractions anormales des muscles et une anomalie dans le rythme cardiaque, explique Alexandra Benachi, cheffe de service d’un hôpital en France.
Néanmoins, l’infection du fÅ“tus n’est pas systématique mais dépend majoritairement de l’état de santé de la mère.Â
Â
Â
Mamindra ny tsimokaretina COVID-19 amin’ny zaza ao am-bohoka ve ny vehivavy bevohoka ?
Â
Eny, mety hamindra ny tsimokaretina amin’ny zaza ao am-bohoka ny vehivavy bevohoka. Afaka miditra sy miparitaka ao anaty ahitra ny tsimokaretina araka ny voalaza tao amin’ny gazetiboky siantifika Call Reports Medecine tamin’ny novambra 2021. Mety ho teraka tsy tonga volana ilay zaza na mety tsy ho azo mihitsy aza.
Ho an’ny zaza ao am-bohoka, mety hitranga toy izao ireo soritr’aretin’ny COVID-19 : mihenjana ny hozatra ary mety ahitana fikorontanany ny fitempon’ny fo araka ny fanazavana nomen’i Alexandra Benachi, lehiben’ny sampan-draharaha ao amina hopitaly iray ao Frantsa.
Amin’ny ankapobeny, tsy ho voatery voan’ny COVID-19 foana ny zaza ao am-bohoka fa arakaraky ny toe-pahasalaman’ny reniny.