COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Blue Ventures
Les agents communautaires sur terrain à Velondriaka.

Faire participer les citoyens et les jeunes dans la promotion de leur santé

La santé communautaire est une approche permettant de faire participer la population dans la promotion de la santé. Une structure locale est ainsi mise en place afin de leur donner plus de responsabilités  dans l'amélioration des services de santé qui peuvent répondre à  leurs besoins. Les autorités, les représentants communautaires et les prestataires de services de santé travaillent en étroite collaboration au sein de ce système, a expliqué le responsable de programme santé communautaire de Blue Ventures, Njaka Raveloson. Ils appuient les agents communautaires,  qui réalisent plusieurs activités comme participer à la conception de stratégie, mener des campagnes de vaccinations se rapprochant des ménages,  identifier les personnes vulnérables qui ont besoin de soins gratuits de services d’urgence, tenir une cartographie communautaire, etc. Il devrait y avoir au moins deux agents communautaires par village. La santé des jeunes fait partie de la santé communautaire, a confié la coordinatrice du programme santé à Ambanja, Anne Marie Angelina. Les infections sexuellement transmissibles sont l'un des problèmes de santé les plus courants chez les jeunes dans leur lieu d’intervention. Selon leurs expériences, c’est plus efficace lorsque les discussions sont menées entre jeunes, c'est pourquoi ils forment des groupes de jeunes dans leur approche de santé communautaire.

Studio Sifaka · 2022-03-07 Fandaharana SANTENAKA - SANTE COMMUNAUTAIRE & GOUVERNANCE LOCALE

Fomba hampandraisana anjara ny mponina amin’ny fampivoarana ny fahasalamana ny fahasalaman’ny fokonolona na santé communautaire. Misy rafitra ifotony apetraka araka izany mba hahatonga azy ireo ho tomponon’andraikitra amin’ny fanatsarana ny tolotra ara-pahasalamana mifanentana amin’ny filany. Miara miasa akaiky ao anatin’ilay rafitra ny mpanapa-kevitra ifotony, ny solontenan’ny fokonolona sy ny mpanome tolotra ara-pahasalamana, hoy ny fanazavan’ny tomponandraikitry ny fandaharanasa momba ny fahasalaman’ny fokonolona ao amin’ny Blue Ventures, Raveloson Njaka. Tohanan’izy ireo ny mpanentana ara-pahasalamana izay  tena mpanantanteraka ny asa. Asa maromaro no ataon’izy ireo, ohatra ny fandraisana anjara amin'ny fanaovana drafitr'asa, ny fitadiavana ireo tsy hita amin'ny fanaovana vakisiny manakaiky vahoaka,  famantarana ireo olona tena marefo ka mila fitsaboana maimaimpoana,  fanampiana ny fandefasana ireo olona marary mila vonjy maika mankany amin'ny CSB, fanaovana saritanim-pokonolona sns. Tokony hisy mpanentana ara-pahasalamana roa fara-fahakeliny isaky ny tanana. Rehefa miresaka hoe   fahasalaman’ny fokonolona dia tafiditra anatin’izany koa ny fahasalamanan’ny tanora hoy ny  mpandrindra fandaharahanasa momba ny fahasalamana any Ambanja, Anne Marie Angelina. Ny aretina azo avy amin’ny firaisana aranofo moa no tena mpahazo ny tanora raha ny sahanasan’izy ireo any antoerana. Mahomby kokoa hoy izy raha tanora samy tanora no mifanentana, antony hananganana vondrona tanora, singa ao anatin’ny fahasalaman’ny fokonolona.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter