Les données les plus récentes disponibles sur la vaccination à Madagascar datent de 9 mars 2022. Elles ont été présentées par l’UNICEF, l’OMS et le ministère de la santé publique.
Ainsi, près de 1 259 000 individus ont reçu, au moins une dose de vaccin contre la COVID-19. 80% d’entre eux sont complètement vaccinés. Ce qui représente 3.5% de la population malgache.
Dans son plan de déploiement des vaccins, le gouvernement a prévu de multiplier ce chiffre par 8 d’ici la fin de l’année 2022.
La région Analamanga, suivi de la région Diana, détiennent le taux le plus élevé en couverture vaccinale. La partie Grand-Sud de l’île enregistre le taux le plus faible.
Â
Â
Â
COVID-19 : Aiza ho aiza ny fanaovam-baksiny amin’izao eto amintsika ?
Ny 9 martsa 2022 teo no nisy tatitra farany momban’ny fanaovam-baskiny miady amin’ny COVID-19 eto Madagasikara. Ny UNICEF sy ny OMS miaraka amin’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka no namoaka izany.
Sivy arivo sy dimy alina sy roa hetsy sy iray tapitrisa (1 259 000) ny isan’ny olona nahazo fatrana vaksiny iray farahakeliny. Ny 80% isanjato amin’izy ireo no nahavita ny fatra faharoa, amin’ny karazana vaksiny mila izany. Izany hoe manodidina ny 3.5%n’ny mponina eto Madagasikara no vita vaksiny miaro amin’ny COVID-19.
Raha ny tanjona napetraky ny governemanta dia hitombo avo valo heny io isa io hatramin’ny faran’ity taona ity.