COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©mufidpwt
La 4e dose est réservée aux personnes agées.

La 4e dose du vaccin contre la COVID-19

Certains pays ont commencé la campagne de la 4e dose du vaccin contre la COVID19, à l’exemple de la France. D'après quelques journaux étrangers, comme Le Parisien, l’Europe entre déjà dans le 6ème vague de l'épidémie. Quelques pays ont alors pris l’initiative de faire administrer une 4e dose, notamment Israël, le Danemark, l'Espagne et l'Allemagne. Le Premier ministre français a précédemment déclaré que les personnes vulnérables, c'est-à-dire les plus de 80 ans et les personnes ayant une immunité limitée ou une immunodépréssif, auraient un besoin urgent de la 4ème dose. Pour Madagascar, aucune information concernant la 4e dose à ce jour. D’autant plus que, le taux de vaccination du pays est encore très faible. Même les chiffres sur la 3e dose ne sont pas encore disponibles.

Studio Sifaka · 2022-03-17 DECRYPTAGE - 4ème DOSE VF

Fatra faha-4 amin'ny vaksiny miady amin'ny COVID-19.

Efa miditra fatra faha-4 amin’ny vaksiny izao ny firenena sasany any ivelany, toa an’i Frantsa. Raha ny voalazan’ireo gazety malaza any ivelany ireo, toy ny Le Parisien, dia milaza fa efa miditra amin’ny andiany faha-6 amin’ny valan’aretina ny any Eoropa. Izay no antony nanaovana ity fatra faha-4 ity, toy ny an’ny Frantsa, Israel, Danemark, Espagne ary Allemagne. Nambaran’ny Praiminisitra Frantsay aloha fa ireo olona marefo, izany hoe ny beatitra maherin’ny 80 taona sy ireo olona kely hery fiarovana na immunodéprimé hoy ny filaza azy no tena mila ilay fatra faha-4. Satria moa mihena araka ny fotoana ny fiarovan’ny vaksiny, etsy an-daniny mirongatra ny valan’aretina, mila an’izay fiarovana izay izany ireo olona marefo any an-toerana. Manamafy izany moa ny gazety iray ao Montreal. Raha ho an'i Madagasikara, mbola tsy misy resaka mihitsy izay fatra faha-4 izay. Ny eto amintsika ihany koa aloha dia mbola kely dia kely ny tahan’ny fahavitrihana manao vaksiny. Na ny fatra faha-3 aza moa tsy dia mbola voaresaka loatra hatreto.

Studio Sifaka · 2022-03-17 DECRYPTAGE - 4ème DOSE VM

 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter