COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Wikicommons
Une infection peut causer le Kyste de l’Ovaire.

Alimentation pendant la grossesse et le kyste ovarien

Le kyste ovarien concerne une femme sur 10. Il s’agit d’une tumeur sur les ovaires. C’est à partir de la puberté qu’elle commence à apparaître chez les filles. Les symptômes classiques sont un saignement génital et l’envie d’uriner fréquemment, mais dans certains cas, les symptômes sont absents. Pour le détecter, la patiente doit effectuer une échographie pelvienne. Cette maladie est due à un trouble hormonal. Le Dr Tahiana Ramanantsoa nous apporte plus d’explication.

En raison de l’augmentation de l’hormone progestérone chez une femme enceinte, des malaises ont souvent survenus. Ces changements amènent parfois des inconforts mais surtout de la fatigue. Dans l’émission nous allons parler des aliments conseillés aux femmes enceintes qui ont rencontrés ce genre de problème.

Studio Sifaka · 2022-03-18 Fandaharana SANTENAKA - ALIMENTATION DURANT LA GROSSESSE & KISTE OVARIEN

Vehivavy 1 amin’ny 10 no mety ho voan’ny Kyste Ovarien na fivontosana eo amin’ny fitoeran’ny atodin’ny fananahan’ny vehivavy. Ny tovovavy efa tonga fadimbolana, manomboka eo amin’ny 12 taona dia mety ho tratrany miankina amin’ny toe-batany. Ny fiovaovan’ny hormonina no mahatonga azy, izay avy amin’ny fikorontanan’ny saina sy ny fifohana sigara ohatra.

Mety ho hita soritra ety ivelany ny fisiany, toy ny fandehanan’ny rà any amin’ny taovam-pananahana, ankoatra ny fadim-bolana, sy ny tsy fahatazomana fivalanan-drano. Nefa koa mety tsy ho fantatra mialoha.Ny fanaovana fitiliana amin’ny alalan’ny échographie Pelvienne na fitarafana ny ao anaty kibo no hamantarana hoe voany ny olona iray. Hanazava misimisy kokoa momba azy io ny Dr Tahiana Ramanantsoa.

Noho ny fiakaran’ny progesterone ao anatin’ny vatan’ny vehivavy bevohoka dia misy fiovana eo aminy matetika. Misy ireo mandò lava vokatr’izany, misy ireo tsy mahita tory, ka miteraka faharerahana ho azy ireo izany. Ho resahina ao anaty fandaharana ary ireo torohevitra ara-tsakafo ho an'ny bevohoka mba ahazoany hery mandritra izay fotoana izay. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter