Est-ce qu’on a assez de vaccins COVID-19 avec la campagne de vaccination massive en ce moment dans plusieurs pays ? Le dernier chiffre que j’ai vu date du 10 mars 2022. Il reste 2.2 milliards de doses vaccins encore utilisables dans le monde. 15% sont en Chine, 20% en Afrique et le reste dans les pays à haut revenu. De nombreux pays à haut revenu ont acheté plus de doses que ce dont ils avaient besoin. Certains ont acheté plus de 5 doses par habitant. Pour le cas des pays en développement, eh bien, la majorité de la population n’adhère pas encore au vaccin. Mais parfois aussi, la population a des doutes quant aux vaccins avec une date de préemption assez proche. Et au final, ils restent inutilisables.
Firy ny tahirina vaksiny mbola azo ampiasaina amin’izao ? Ny datin’ny 10 martsa teo izao no nahitako vaovao momba izay. 2,2 milliara fatra ny tahirina vaksiny manerantany. Any Chine ny 15% amin’ireo, mitovitovy amin’izay koa ny aty amin’ny kaontinanta Afrikanina, dia ny ambiny, any amin’ireo firenena matanjaka. Ho an’ireo firenena matanjaka aloha, dia misy zareo no mividy vaksiny mihoatra lavitra ny fatra ampy azy. Misy hoe fatra dimy ho an’olona iray. Ho an’ny firenena andalampandrosoana indray, dia mbola sarotsarotra ny mandresy lahatra ny mponina hanao vaksiny hatreto, moa indraindray koa ny vaksiny tonga aty dia ireo efa akaiky ny daty farany azo ampiasana azy dia mampisalasala ny olona.