COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Audreysteehaut
Certains adolescents découvrent le cannabis pour la première fois à l’âge de 12 ans.

Le cannabis, une addiction qui commence dès l’âge de 15 ans

L’âge moyen des consommateurs de drogue à Madagascar se situe entre 15 à 25 ans. Selon le rapport de l’hôpital psychiatrique d’Anjanamasina, la moitié des patients traités sur place sont tous des victimes d’addiction à la drogue. La désintoxication se fait en plusieurs étapes selon le degré d’addiction et l’état de santé de chaque personne. Médecin psychiatre et psychologue contribuent tous deux à ce processus, explique Mihanta Ravelonarivo, psychologue clinicienne.

Studio Sifaka · 2022-03-30 Fandaharana SANTENAKA - ADDICTION AU CANNABIS

Anelanelan’ny 15 hatramin’ny 25 taona ny taonan’ireo tanora miroso amin’ny fandraisana rongony amin’izao fotoana izao.

Araka ny tatitry ny toerana fandraisana marary saina eny Anjanamasina dia marary vokatry ny fidorohana rongony ny antsasamanilan’ireo marary manodidina ny 60 raisina an-tanana ao an-toerana. Azo atao ihany ny miala amin’ny zava-mahadomelina raha toa ka mbola tonga saina ilay olona, mpahay toetra olona no antonina amin’izay fotoana izay. Dokotera mpitsabo saina kosa no aleha raha toa ka efa tonga amin’ny dingana ambony ilay vokadratsin’ny zavamahadomelina raha ny fanazavan’i Ravelonarivo Mihanta, mpahay toetra olona.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter