La perte de cheveux est une des séquelles de la covid-19. On appelle ça l’effluvium télogène, qui concerne environ 25% des personnes infectées par le coronavirus. Elle ne se manifeste que deux ou trois mois plus tard, au moment où la personne ne présente plus aucun symptôme. La chute de cheveux doit suivre le cycle capillaire. Ce cycle comprend 4 étapes, depuis la pousse des cheveux jusqu’à sa chute. Nous ne pouvons pas accélérer ce processus naturel. Certains spécialistes pensent que c’est à cause du stress causé par la pandémie. Mais il y a d’autres explications aussi, comme la prise des médicaments pendant le traitement, la mauvaise qualité de sommeil ou une mauvaise nutrition. La bonne nouvelle c’est que la chute de cheveux est juste passagère, la repousse se fera dans les 3 mois et elle sera complète.
Covid-19: nahoana no afaka volana vitsivitsy vao miseho ny fihitsanam-bolo?Â
Â
Anisan'ny fiantraikan’ny covid-19 ny fihitsanam-bolo. Effluvium télogèneno anaran’izany ary 25% amin'ny olona voan'ny coronavirus dia mety ahitana azy ity. Roa na telo volana aty aoriana vao miseho izany, rehefa tsy misy soritr'aretina intsony ilay olona. Tsy maintsy manaja ny rindran’ny fanirin’ny volo ilay izy. Misy dingana 4 izay fomba fanirin’ny volo izay , manomboka any amin’ny hoe mitsiry hatramin’ny volo maty ka mihintsana. Tsy azo hafainganina izy io. Misy manampahaizana manokana mihevitra fa noho ny rarin-tsaina ateraky ny valan’aretina izany. Fa mety koa avy amin’ny fihinanana fanafody mandritra ny fitsaboana, ny tsy fahampian’ny torimaso na ny tsy fahampian-tsakafo. Ny tsara ho fantatra aloha dia mandalo ihany izay fihitsanam-bolo noho ny Covid-19 izay, ao anatin'ny 3 volana dia hiverina haniry indray ny volonao ary hanaraka ny fomba faniriny hatrizay.
Â