COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©Studio Sifaka
Il devient difficile pour une personne de réfléchir et de se concentrer.

COVID long : c’est quoi le brouillard mental ?

Parmi les symptômes du Covid long, il y aussi le brouillard mental. En gros, il devient difficile pour une personne de réfléchir et de se concentrer. Parfois, elle peut oublier certains prénoms ou certains mots qu’elle connait très bien. Une docteure clinicienne à l’université de Harvard a constaté qu’environ 30% des patients déjà guéris présentent toujours ce symptôme. Une étude en ligne effectuée par des experts allemands suggère que le brouillard mental peut persister jusqu’à six mois, voire plus. Et aussi qu’elle peut survenir à toute personne infectée par la COVID, peu importe la gravité de la maladie. Les médecins misent plutôt sur l’importance d’avoir un bon sommeil, de pratiquer des activités variées et d’arrêter l’alcool.

 

 

Studio Sifaka · 2022-04-12 DECRYPTAGE_VF

COVID maharitra : inona no atao hoe fikorontanana ara-tsaina ?

Ao anatin’ny soritr’aretin’ny Covid maharitra  ihany koa ny fikorontanana ara-tsaina. Amin’ny ankapobeny, lasa sarotra ho an’ilay olona voa ny mieritreritra sy mifantoka amin’ny zavatra ataony. Indraindray aza mety manadino anaran’olona izy na teny iray izay efa fantany tsara nefa. Nisy mpitsabo saina iray izay any amin’ny oniversiten’i Harvard nahatsikaritra fa 30% n’ireo olona efa sitrana dia mbola ahitana an’io soritr’aretina io avokoa.  Nisy fikarohana nataona manampahaizana alemana milaza fa mety haharitra hatramin’ny enim-bolana izany fikorontanana ara-tsaina izay, na mahery aza. Mety hahavoa ny olona rehetra tratran’ny COVID izy ity, na hatraiza na hatraiza ny fahasarotan’ny aretina. Ny fananana torimaso tsara ihany aloha no atoron’ireo mpitsabo, manandrana zavatra vaovao ary manajanona ny fisotroana alikaola.

Studio Sifaka · 2022-04-12 DECRYPTAGE_VM

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter