Est-ce que les cas asymptomatiques de la COVID sont plus contagieux ?
Toutes personnes infectées peuvent très bien contaminer les autres, mais le risque de transmission diminue de 75% quand il s’agit de personnes asymptomatiques, selon les résultats d’une analyse statistique publiée en décembre de l’année dernière. Il faut savoir qu’environ 40% des personnes testées positives ne présentent pas de symptômes.
Mais il y a aussi les individus pré symptomatiques, c’est quoi la différence ?
Ce sont des personnes infectées, qui peuvent transmettre le virus à d’autres personnes, avant même d’avoir des symptômes. C’est-à -dire que, au moment du dépistage, elles ne présentent aucun symptôme mais ces derniers vont apparaitre dans les 2 ou 3 jours suivants. Ce sont les individus pré symptomatiques qui sont les plus contagieux, d’après la revue scientifique Jama Network.
Mora mamindra amin’ny hafa ve ny olona tsy ahitana soritraretina amin’ny COVID-19 ?
Atahorana hamindra amin’ny hafa daholo aloha rehefa hoe olona voan’ny COVID-19 e. Saingy mihena any amin’ny 75% izay taha izay ho an’ny olona tsy ahitana soritraretina mihitsy, raha ny valina fikarohana nivoaka tamin’ny volana desambra lasa iny. Eo amin’ny 40% n’ny olona voan’ny COVID-19 no tsy misy soritraretina izay na asymptomatique.
Fa misy koa anefa ilay antsoina hoe pré symptomatique ? inona indray moa izay ?
Ireo indray dia olona tsy nahitana soritraretina tamin’ny fotoana nanaovana fitiliana azy na fotoana fohy taorian’izay. Andro vitsivitsy aty aoriana anefa dia mipoitra tsikelikely ihany ny soritraretina.  Ireto sokajin’olona ireto no tena atahorana hamindra indrindra amin’ny manodidina, raha ny voalazan’ny gazety boky siantifika Jama Network.