La France a déjà fait ce pas, depuis le mois de mars, mais aussi d’autres pays comme Danemark, Royaume Uni, Pays-Bas, Etats Unis, Israël et Espagne.
J’ai vu quand même dans les médias internationaux que certains de ces pays ont enregistré une hausse de contamination peu de temps après cette décision.Â
Effectivement, à l’exemple de la France, Danemark, ou encore le Royaume Uni, où le nombre de nouveaux cas s’est multiplié rapidement. Mais il faut savoir que le fait de ne plus exiger le port de masque n’est pas définitif, ces pays sont prêts à revoir leur décision si nécessaire.
Est-ce qu’il y a des pays africains qui vont bientôt suivre cette tendance ?
L’Afrique du Sud a été le premier à le faire, suivi par la république démocratique de Congo. A côté, quelques pays africains ont décidé d’alléger le protocole sanitaire notamment par rapport aux restrictions de voyage.
Covid-19Â : Iza avy ireo firenena efa tsy manery intsony ny fanaovana arovava orona ?
France izao anisany niroso tamin’izay, nanomboka ny volana martsa teo. Ao koa I Danemark, Royaume Uni, Pays-Bas, Etats Unis, Israël sy Espagne.
Hitako anefa hoe misy tamin’ireo firenena ireo, no niakatra tampoka ny isan’ny olona vaovao mitondra ny tsimokaretina, taorian’izay fanapaha-kevitra izay.
Ie, toy izay mitranga any France amin’izao ohatra, Danmark na koa Royaume Uni. Fa efa niteny anefa izy ireo fa vonona ny hiverina amin’ny fanapa-keviny raha toa ka ilaina izany, miankina amin’ny fivoaran’ny valanaretina.  Â
Ary ny firenena aty Afrika ve misy efa miroso amin’izay koa ? Â
Ie, Afrika atsimo ohatra na dia mbola takiana ary izany amin’ny toerana falehan’ny be sy ny maro. Avy eo ny Repoblika demokratikan’ny Congo. Ankoatr’izay, misy firenena afrikanina sasany manalefaka ny fampiharana ny fepetra ara-pahasalamana, indrindra amin’ny resaka fifandraisana amin’ny firenena vahiny.Â