Des associations ou traitements prétendent être spécialistes dans la prise en charge des enfants particuliers. Pour le cas d’un autiste par exemple, plusieurs diagnostics doivent être  réalisés pour confirmer le cas d’un enfant. En général, il n’existe aucun médicament thérapeutique pour guérir l’autisme, mais un suivi personnalisé pour accompagner l’enfant dans son développement. A part les éducateurs spécialisés, ce sont les pédopsychiatres qui prennent en charge ces enfants particuliers. Â
Betsaka ny fikambanana na fitsaboana mijoro ho mandray an-tanana ireo zaza miavaka ary maro ny raiamandreny liana amin’izany. Fizaham-pahasalamana marolafy no mila atao raha hamantatra ny maha autiste na tsia ny zaza iray ohatra, araka ny fanazavan’ny autisme Madagasikara. Amin’ny ankapobeny dia tsy misy fanafody hitsaboana azy ireo fa ny fandraisana an-tanana azy no mampivoatra tsikelikely azy. Mety hisy fambara mitovitovy amin’ny autiste ny zaza iray anefa efa toetrany amin’ny ankapobeny ilay izy. Mila manantona mpitsabo hatrany ny ray aman-dreny mialoha ny hitsarana ny toetry ny zaza.