14 à 25% des femmes dans le monde présentent un cycle menstruel irrégulier. Il peut se manifester sous différentes formes, soit la menstruation est précoce, avec un cycle plus rapide que le normal de 28 jours, soit elle est tardive, pouvant aller jusqu'à seulement 2 fois dans l'année. La grande majorité des femmes qui présente ce cas pense que c'est un phénomène normal et donc ne se soucie pas du fait d'aller voir un médecin, mais en réalité ça ne l'est pas. Il peut provoquer plusieurs disfonctionnements dans le corps, comme le malaise sexuel et la difficulté de concevoir un bébé. Le cycle menstruel irrégulier est en fait dû à une anormalité dans le fonctionnement des hormones, ce qu'on appelle trouble hormonale. Néanmoins, la femme peut de nouveau avoir un cycle menstruel normal en suivant à la lettre les traitements prescrits par son gynécologue.
14 ka hatramin'ny 25 isan-jaton'ny vehivavy eo maneran-tany no manana olana amin'ny fikorontanan'ny fadimbolana. Miseho amin'ny endrika maro izy io, misy mandeha mihoatra ny tokony ho izy, izany hoe mihoatra ny 28 andro. Misy ihany koa ny tsy mandeha isam-bolana fa hatramin'ny indroa na intelo anatiny taona iray ihany. Ankamaroan'ny vehivavy manana io olana io no mihevitra fa tsy aretina akory fa toe-batana ny fadim-bolana mikorontana ka tsy tokony hampanahy, kanefa tsy fahatombanana vokatry ny fikorontanan'ny tsirimpanentana na hormones izy io ary mety hahatonga olana amin'ny firaisana ara nofo sy ny fahazoana zaza. Azo sitranina tsara anefa izany, amin'ny alalan'ny fanantonana mpitsabo.