L’association Médecins du monde accompagne les jeunes pour la sexualité précoce, afin d’éviter la mortalité maternelle et infantile qui sont issues. 34% des jeunes entre 15 à 19 ans sont concernés par cette mortalité d’après les chiffres récents de l’INSTAT. L’incapacité du corps à effectuer les travaux au moment de la naissance est l’une des causes, ou l’existence d’hémorragies. Les personnels de santé dans 7 centres de santé d’Antananarivo ont aussi reçus des formations pour l’accueil des patients. Leurs retards dans la prise en charge sont également la cause de la mortalité. La sensibilisation faite aux jeunes quant à elle, est encore en cours, les résultats ne sont donc pas encore garantis selon le responsable communautaire Mbolahanta Rakotomanana.
Â
Manentana tanora tsy hiroso aloha loatra amin’ny firaisana ara-nofo mba hisoroana ny tahan’ny fahafatesana eo ampiterahana ny Médecin du monde. 34% no maty eo ampiterahana eo anelanelan’ny 15 hatramin’ny 19 taona raha ny tatitra navoakan’ny INSTAT farany. Ny tsy fahatomombanan’ny vatana hiatrika fiterahana no antony, izay mety hitarika fahaverezan-dra be loatra, na koa tsy fahaizana manena araka ny tokony ho izy. Nomen’izy ireo fiofanana koa ny tombim-pahasalamana 7 eto andrenivohitra, mba hahaizan’ny mpiasa mandray olona. Voalaza fa ny tsy fandraisan’izy ireo andraikitra ara-dalà na dia mitarika koa ny fahafatesan’ny reny sy ny zaza eo ampiterahana. Tsy mbola fantatra hatreto ny vokatr’izay fanentanana izay hoy ny tompon’andraikitry ny vondrona Rakotomanana Mbolahanta.
 Ny vehivavy maherin’ny 35 taona vao miteraka ny zanany voalohany dia mety ho sarom-piterahana koa hoy ny Dokotera mpampiteraka Fidy Bariniaina. Ny tosi-drà miakatra ho an’ilay reny, na ny fisian’ny fanintona dia mety ho anton’izany koa.