Combien de fois pourrai-je attraper la COVID-19Â ?
Les scientifiques ne sont pas tous d’accord sur la réponse à cette question. Au début, ils pensaient que le risque d’être réinfecté par la COVID serait minimisé si la personne a déjà contracté le virus par le passé ou a été vaccinée.
Mais en réalité, des milliers de personnes ont déclarées être infectées par la COVID plus d’une fois dans une année, révèle une épidémiologiste à l’université de Stellenbosch en Afrique du Sud.
Selon Kristian Andersen, virologue dans un institut de recherche à San Diego, l’arrivée du variant Omicron, et la mutation de ses sous-variants, a complètement changé la donne. Il est possible qu’une personne puisse attraper la COVID au moins deux fois par an, estime-t-il.
Ça n’enlève pas l’efficacité du vaccin, qui protège des cas de formes graves et d’hospitalisation.
Mety impiry ny olona iray no voan’ny COVID-19 ?
Tsy tena mitovy hevitra tanteraka ireo siantifika ny amin’ny valin’izay fanontaniana izay. Tany amboalohany aloha dia noheverina hoe mihena kokoa ny risika hahazoana fanindroany ny COVID-19 raha toa ka efa voa ilay olona na vita vaksiny.
Ny zava-misy anefa, dia aman’arivony maro ireo olona efa tratran’ity tsimokaretina ity no mbola niverenan’izany indray taty aoriana, rah any filazan’ny épidémiologiste iray ao amin’ny université Stellenbosch atsy Afrika atsimo.
Manam-pahaizana iray ao amin’ny toeram-pikarohana any San Diego kosa no nilaza fa tena nanova zavatra ny nahatongavan’ilay fiovan’endrika Omicron izay tsy mitsahatra mivoatra. Mety ho voan’ny COVID in-droa farahahakeliny hoy izy ny olona iray anatin’ny taona.
Na izany aza, dia mahomby hatrany ny vaksiny, izay miaro amiin’ny tranga fahasarotana sy ny fampidirana hopitaly.