En hiver ou en été, nombreux sont les bienfaits d’un bain chaud. Se poser 20 minutes dans l’eau d’une température de 36°C à 39°C et avec quelques gouttes d’huile essentielle ne peut que vous faire du bien. Cela permet de réduire le stress et de gagner un bon sommeil réparateur. Il renforce notre système immunitaire et supprime les bactéries accrochées à la peau. Un bain chaud apaise également la douleur en cas d’hémorroïde.
Le SPA est généralement constitué d’un sauna, d’un jacuzzi, d’une séance massage et d’une balnéothérapie. Les bienfaits d’une séance de SPA sont nombreux. Il élimine les toxines du corps et dans la peau, revitalise, apaise les muscles et réduit les douleurs chronique. Zo Rabarioelina, Directeur général du Green Ressort & Spa Vontovorona nous en dit plus.
Mitondra voka-tsoa maro ho an’ny vatana ny mandro sy milona anaty rano mafana. 20 minitra ihany ary eo amin’ny 36°C hatramin’ny 39°C eo ny maripana tsara indrindra rehefa hanao izany. Mamerin’aina ary mampitony ny saina aman-batana, manatsara ny fikorian’ny ra sy ny fiasan’ny fo, mampitombo ny hery fiarovana, ary mamono ireo otrik’aretina miraikitra amin’ny hoditra ihany koa ny filomana anaty rano mafana. Â
“Sauna », « jacuzzi », « balnéothérapie » ary fanorana, ireo no tena atao rehefa mandalo SPA. Maro ny vokatsoa entin’izany toy ny fanalana ireo karazana loto anaty vatana sy amin’ny hoditra, manome erijika, mampitony ireo fanaintanana any amin’ny hozatra ary mampihena rarin-tsaina. Isan’ireo toerana mampifandray ny SPA amin’ny fitsaboana ny Green Ressort & Spa Vontovorona. Hanazava misimisy kokoa momba izany I Zo Rabarioelina, tale jeneraly ao an-toerana.