En effet, même après un schéma vaccinal complet, certains individus présentent une forme grave de la Covid-19.  Des chercheurs français issus de l’Inserm et de l’Université Paris Cité ont démontré que cela est dû à la présence d’un auto-anticorps, suite à une maladie auto-immune. En d’autres termes, les anticorps s’attaquent aux cellules de l’organisme. Par conséquent, les cellules ne peuvent pas se défendre contre le virus de la Covid-19. Et la prise des médicaments immunosuppresseurs doublent le risque.Â
D’autres parts, un groupement d'intérêt scientifique a également prouvé que les sujets ayant un âge avancé et les sujets présentant des comorbidités comme la transplantation rénale, l’insuffisance rénale, le cancer du poumon, la trisomie 21 et le retard mental sont également susceptible de développer une forme grave de la Covid-19, même après un schéma vaccinal complet.
Â
Covid 19 : inona no mahatonga ny olona efa vita vaksiny feno tratran’ny tranga misy fahasarotana ?
Raha ny fikarohana nataon’ny mpikaroka avy amin’ny Inserm sy ny oniveriste Paris Cité dia olana eo amin’ny hery fiarovana no mahatonga izany. Misy ilay hoe « auto-anticorps » ao anatin’ny vatan’ilay olona ka mamono indray ireo sela tokony hiady amin’ny otrik’aretina Covid-19 miditra anatin’ny vatany. Manamafy izany ihany koa ny fihinana fanafody mamono izany hery fiarovana izany noho ny toe-pahasalamany manokana.
Ankoatra izay, misy fikambanana sciantifika iray ihany koa nanambara fa ireo olona efa nahazoazo taona sy ireo olona manana aretina vokatry ny famindrà na taova, ny homamiadan’ny avokavoka sy ny « trisomia 21 » ary fahataran’ny fivoaran’ny saina dia mora voan’izany tranga misy fahasarotana izay na dia vita vaksiny aza.Â