Oui, l’OMS a annoncé au mois de mai l’homologation d’urgence du vaccin Convidecia issu des laboratoires chinois CanSino Biologics.  Â
Ce vaccin ne nécessite qu’une seule dose et peut être administré aux individus âgés de plus de 18 ans.
 Selon l’OMS, ce vaccin prévient à 64% l’apparition des symptômes de la Covid-19 et réduit de 92% les risques formes graves.
Le Convidencia peut aussi être utilisé comme dose de rappel après un schéma vaccinale complet avec un  autre vaccin anti-COVID-19.
C’est le onzième vaccin contre la COVID-19 homologué par l’OMS. Cette homologation permet au système Covax d’utiliser ce vaccin pour approvisionner les pays pauvres. Â
Convidecia est actuellement approuvé dans plus de dix pays, dont la Chine, le Pakistan, le Mexique, L’Hongrie et le Chili.
Covid-19 : inona ilay vaksiny vaovao nankatoavin’ny OMS ?
Convidencia no anaran’ilay vakisny. Ny laboaratoara CanSino Biologics no namokatra azy ary ny volana may teo no nakantoavin’ny OMS vonjimaika ny fampiasana azy.Â
Tokana ihany ny fatra hanaovana izany. Ireo olona 18 taona miakatra no afaka manao io vaksiny io.
Raha ny fanazavan’i OMS hatrany dia mampihena 64% ny fipoiran’ny soritr’aretin’ny Covid-19 izy ary mampihena 92% ny tranga misy fahasarotana.Â
Azo hampiasaina hanaovana « rappel » koa ny Convidencia rehefa nahavita fatra feno tamina vaksiny hafa.
Ity no vaksiny faha 11 nankatoavin’ny OMS, izay efa azo aparitaka any amin’ireo firenena mila izany amin’ny alalan’ny fandaharanasa Covax any.
Amam-polony izao ireo firenena mampiasa ny Convidencia ankehitriny, isan’izany ny Sina, Pakistan, Mexique, Hongrie ary Chili.
Â