La Carie dentaire est une maladie infectieuse sous forme d’un trou sur les dents. Elle est causée par les acides formés et qui s’accumulent par les restes d’aliments. Elle concerne tout autant les adultes comme les jeunes et les enfants. Le brossage des dents, au moins trois fois par jour, est la meilleure solution pour éviter la carie dentaire. Il faut éviter également les aliments trop sucrés, trop chauds ou trop froids. Le Dentiste Randriamiharisoa Faniry, nous en dit plus dans Santénaka. Â
Ny olimanara dia areti-nify vokatry ny fisian’ny loaka eo amin’ny nify. Mety voan’io ny salataona rehetra, na zaza na tanora na lehibe. Ny fisian’ny ny asidra avy amin’ny potika hanina tavela ao amin’ny nify no mahatonga ny nify loaka. Ny fiborosiana nify farafaharatsiny intelo isan’andro araka izany no fisorohana hiadiana amin’ny olimanara. Tsy tsara ihany koa ny mihinanana sakafo mamy be loatra matetika, ny sakafo mahamay sy mangatsiaka be. Manazava mikasika io aretina io ny mpitsabo nify sy ativava, Randriamiharisoa Faniry. Â