COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesConseils santé / SantéNakà

©mahendrasingh2022
Omicron est actuellement le variant Covid majoritaire en France.

Y a-t- il un nouveau vaccin contre les sous variant de l’Omicron ?

A l’heure actuel, deux sous variant de l’omicron circule en France, en Portugal et en Afrique du sud. Les sous-variants sont nommés BA.4 et BA.5.

Le 22 juin dernier, le laboratoire Moderna a émis un communiqué de presse expliquant les avancés de leur vaccin contre les sous-variants de l’omicron.  Il s’agit d’un vaccin fabriqué à partir de la souche initiale du virus apparu en Chine à Wuhan et de la souche du variant Omicon. Autrement dit, il est efficace contre la version initiale de la covid-19, de l’omicron et de ses variants. 

Les essaies ont démontré que le vaccin déclenchait une augmentation des anticorps chez les sujets ayant été  précédemment infectés ou non. Et 6 fois plus chez les sujets n'ayant jamais  été vaccinés ni infectés.  

Le laboratoire espère pouvoir commercialiser son vaccin dès le mois d'août après avoir passé les différentes procédures de validation.

Studio Sifaka · 2022-07-11_DECRYPTAGE - VACCIN SOUS VARIANT VM

Inona ilay vaksiny vaovao hiadiana amin’ireo endrika hafa ana Covid 19 avy amin’ilay Omicron ?

Misy karazany roa ireo endrika hafa ana Covid-19 avy amin’ilay Omicron. BA.4 sy BA.5 no fiantso azy ary any Frantsa, Afrika Atsimo ary Portugal izao no firenena tena ahitana azy.

Ny laboratoara Moderna no nanamboatra vaksiny hiadiana amin’ireo endrika hafa ana Covid 19 - Omicron ireo. Namboarina tamin’ny alalan’ny singa fototra avy amin’ilay otrik’aretina Covid-19 tany Wuhan tany Sina sy avy amin’ilay endrika vaovao omicron io vaksiny io.  Noho izany de miaro ny olona amin’ireo endrika vaovao-na Covid 19 - Omicron ireo ilay vaksiny.

Ny 22 jona teo , namoaka ny voka-pikarohana volohany mikasika io vaksiny ion y laboratoara. Hita tamin’izany fa mampiakatra ny hery fiarovana tao amin’ireo olona nanaovana handrana ilay vaksiny, na olona efa voa izany na tsy mbola voa.  Niakatra avo 6 eny ny tahan’ny hery fiarovana niforona, tao amin’ireo olona tsy mbola vita vaksiny no sady tsy mbola voan’ny Covid 19 mihitsy.  

Ny volana aogositra izao no mieritreritra hivarotra ny vaksiny ny laboratora rehefa mahazo ireo fahazoan-dalana rehetra. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter