Vous prévoyez de partir en vacances bientôt ? Voici quelques conseils :
- Informez-vous à l’avance sur les activités que vous pourriez faire. Privilégiez les activités à l’extérieur comme les randonnées, les baignades, les sports etc.
- Si vous allez visiter des membres de la famille, vos parents ou vos grands-parents peut-être, il est préférable de réaliser un test covid avant de partir pour s’assurer que vous n’êtes pas contaminé et ne risque pas de contaminer les autres.
- Si vous avez déjà eu une première dose de vaccin, pensez à prendre rendez-vous pour la seconde dose, au moins deux semaines avant la date de départ prévu.
- Portez toujours votre masque dans les endroits très fréquentés, comme dans les stationnements, dans les aéroports, dans les transports en commun. N’oubliez pas d’emmener votre gel hydroalcoolique.
- Enfin, si vous ressentez des symptômes semblables à la covid-19, informez les personnes qui sont avec vous, isolez-vous et réalisez un test covid.
Bonne vacances !
Â
Â
Â
Covid-19 : ireo fitandremana tokony ho raisina alohan’ny handehanana miala sasatra
Mieritreritra andeha hiala sasatra kely ve ianao ato ho ato ? Ireto misy torohevitra vitsivitsy :
- Fantaro mialoha hoe inona avy ireo karazana hetsika azonareo atao rehefa tonga any. Tsara kokoa raha afaka manao izany any amin’ny toerana tsy mihiboka, ohatra hoe mandehandeha, mankany amin’ny ranomasina, manao fanatajahantena sns
- Raha hamangy fianakaviana ianao, toy ny hoe ray amandreny na dadabe sy bebe ohatra, dia aleo manao fitiliana covid-19 alohan’ny andehanana mba hahazoana antoka hoe tsy mitondra ny tsimokaretina sy tsy mamindra amin’ny hafa.
- Raha efa nahavita fatra voalohany tamin’ny vaksiny ianao dia jereo sao efa fotoana hanaovana ny fatra faharoa izao. Tokony vita farafahatarany roa herinandro alohan’ny hiaingana izany.
- Anaovy foana ny arovava orona rehefa amina toerana be olona mivezivezy, ohatra hoe eny amin’ny fiantsonan’ny fiara, seranam-piaramanidina, sns
- Farany, raha sanatria mahatsapa fisehon’aretina hafahafa ianao, ampahafantaro avy hatrany ireo olona miaraka aminao, manaova fitiliana covid ary aleo mitoka-monina mandrapa azo ny valiny.
Â
Â