L’échographie n’est pas seulement pour les femmes.
L’Echographie est une technique d’imagerie pour diagnostiquer une maladie ou pour contrôler l’évolution du fœtus chez les femmes enceintes. Il est à pratiquer chez les femmes et les hommes comme chez les enfants. Il y existe 5 types d’échographie. Le médecin traitant ou les sages-femmes prescrivent l’échographie au patient en cas de besoin. Comme d’autre technique de diagnostic, il a sa spécificité. L’échographie n’a aucun effet indésirable pour le fœtus. Le Docteur Fidy Bariniaina, explique ce sujet.
Â
Ny sary ako dia fomba iray hitiliana ny aretina mety mahazo ny olona iray na anarahana maso ny vohoka. Matetika dia ny vehivavy bevohoka no heno foana hoe manao azy io fa misy karazana sary ako natokana ho an’ny lehilahy, ho an’ny ankizy, ho an’ny fitarafana ny kibo, ny taovam-pananahana sy ny sisa. Ny dokotera na rasazy no maniraka ny marary hanao sary ako raha misy zavatra tiany ho fantatra ka mila zahana. Toy ny fitarafana rehetra dia manana ny mampiavaka azy izy. Tsy misy fiantraikany ratsy ho an’ny zaza ao am-bohoka ny sary ako hoy i dokotera Fidy Bariniaina.